Teny iditra fanompoana andriana (tompo, andriana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, mamono afo na haitrano na hain-tanety, mamono valala, ets. Tsy mba misaika na misolo ny raharaha izay efa iadidian' ny volam-panjakana avy amin' ny hetra rahateo ny fampompoana andriana [Ravelojaona: Firaketana]
   asa iombonan' ny fokonolona izay matetik [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/04