Teny iditra fanondrana (ondrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin' ny lakana na sambo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on embarque, manière d’embarquer [1.3]

Teny iditra fanondrana (ondrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona manondrana, na mihetsika hadalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’air imbécile [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07