Teny iditra fanondranana (ondrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1]
Ohatra Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana [2.649]

Teny iditra fanondranana (ondrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10