Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1]

Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The index finger; lit. the pointer. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L'index [1.3]
Ohatra 
1anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana. [1.281]
2ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony sy ny fanondro adalany. [1.519]
Voambolana 
Kamban-teny 
Manontolo rantsantanana
Anaran' akora mamorom-batana ankibe, ankihibe, ankihikely, ankikely, fanondroadala, manarapoana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20