Teny iditra fanondroadala
Singan-teny fanondro ; adala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rantsantanana afovoany, izany hoe fahatelo avy eo amin' ny ankibe na avy amin' ny ankikely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le majeur [1.3]
Voambolana 
Manontolo rantsantanana
Anaran' akora mamorom-batana ankibe, ankihibe, ankihikely, ankikely, fanondro, manarapoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20