Teny iditra fanondrokondrohana (hondrokondroka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihantsiana fandranitana ny filan' ny nofo amin' ny fihetsika jefijefy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   l'action d'agacer par des mouvements lascifs [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/11