Teny iditra fanondrokondroka (hondrokondroka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba fihantsiana fandranitana ny filan' ny nofo amin' ny fihetsika jefijefy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   la manière de provoquer par des mouvements lascifs [Abinal 1888]

2017/08/11