Teny iditra fanonerana (onitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao
Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Compensation [1.3, 1.13]
 La restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction [1.3]
Ohatra 
1Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato; [2.588]
2Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana. [1.384]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08