Teny iditra fanongana (ongana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra
¶ Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fanongana (songa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoretana, fanaingana kely ny ilany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [Abinal 1888]

2019/01/07