Teny iditra fanonganana (ongana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de renverser, le motif [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io. [Razoharinoro: Soratra, takila 63]
2Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Lahatsoratra 

2019/01/07