Teny iditra | fanongoa (tongoa) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manongoa, manavosa Azo avosa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut entasser, manière d’entasser [1.3] | |
Fivaditsoratra | afongano, fanongoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |