Teny iditra | fanongonana (songona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy [1.1] | |
Tovy hevitra | fisongonana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |