Teny iditra fanongotana (ongotra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanalana hatramin' ny fakany, fanatsoahana tanteraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   arrachement [SLP: Voambolana]

Teny iditra fanongotana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   extracteur [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06