Teny iditra fanonja (onja)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
fanonja
fanonjako
fanonjanao
fanonjany
fanonjantsika
fanonjanay
fanonjanareo
fanonjan'
fanonjan-
fanonjam-
-panonja
-panonjako
-panonjanao
-panonjany
-panonjantsika
-panonjanay
-panonjanareo
-panonjan'
-panonjan-
-panonjam-

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/14