Teny iditra | fanonona (onona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka [1.1] | |
Teny iditra | fanonona (tonona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny (jereo ankanonona, na fampanonona) [1.1] | |
Teny iditra | fanonona (tonona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |