Teny iditra fanonta (tonta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manonta, na manao printy gazety na boky [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanonta (tonta)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atonta [Rajemisa 1985]

2009/02/23