Teny iditra | fanontany (ontany) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manontany Azo anontaniana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut demander, celui à qui on peut demander, manière de demander [1.3] | |
Ohatra | Tsy mba fanontany momba ny miaramilam-potaka ireny.
[2.472] | |
Teny iditra | fanontany (tonta) | |
Sokajin-teny | anarana fanonta sy fanontana sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | fanintona, fanontany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |