Teny iditra fanorenana (orina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana [Rajemisa 1985]
   fanamboarana, fananganana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   a foundation. See fanambaniny (ambany). [Richardson 1885]
   the act of founding; a foundation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de fonder; fondation [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   construction [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [Randriamamonjy: Tantara, takila 514]
2Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [Ndemahasoa: Antakay, takila 22]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Lahatsoratra  
Fifanahafana   fanorenan-kialo

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/27