Teny iditra fanoroana (toro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanondroana; fampahafantarana, filazana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoroana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ fiaboana ôksizenina: fanoroana [SLP 1986]
Famaritana frantsay combustion, oxydation
¶ fiaboana ôksizenina: oxydation
¶ fanoroana miotrika: combustion lente
¶ fanoroana mivaivay: combustion vive [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fandoroana

2010/05/06