Teny iditra fanorotoro (torotoro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manorotoro, mamotipotika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanorotoro (torotoro)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo torotoroina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23