Teny iditra |
fanosehana
(tosika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray nhamotraka,fandroahana [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
fanosehana
(tosika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro ¶ (fiteny tsy mihaja) Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [Rel. s. from manosika (tosika).] A thimble. See lede. [Richardson 1885]
|
| a thimble [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | dé à coudre [Hallanger 1974]
|
|