Teny iditra fanota (ota)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manota [1.1]

Teny iditra fanota (ota)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsinin-javatra kely mahatonga ny tenany manontolo ho ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Root ota (?).] An odd number, an extra number, that which is not numbered among any class. [1.2]
Tovy hevitra fanotany

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10