Teny iditra | fanotrehana (otrika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona Fanaovana (voankazo) amin' ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka Fampierena (miaramila) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de faire mûrir, le lieu [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanotrehana io | |
Fivaditsoratra | fanetrohana, fanotrehana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |