Teny iditra fanovo (tovo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manovo na maka rano ao am-pantsakana amin' ny siny
Azo tovozina [1.1]

Teny iditra fanovo (tovo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Zinga [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A ladle for drawing water [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Vase pour puiser de l'eau [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31