Teny iditra fanovoka (ovoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manovoka; na manala, manesotra, mantsoaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanovoka (ovoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazana famaky sady mifaingoka no fisaka ny lelany [SLP 1986]
Famaritana frantsay herminette [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/15