Teny iditra fanta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ozona, ompa, ngoso, aniana. [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] fianianana [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] ozona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy an oath. See ngoso, sahato, ozona, iniana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay imprécation, jurement [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra iniana ~ ngoso ~ ozona ~ sahato
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/11/20