Teny iditra fantaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra fantaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a small bamboo used for hedges [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay petit bambou ou roseau utilisé pour les haies [Hallanger 1974]
Ohatra Tsontsorifako vero
folapolahiko fantaka
vazo tsy tianao va aho
no fohazinao mangoam-bodilanitra?
[Fox: Hainteny, laharana 246]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra fantaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Arundo madagascariensis
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Fantaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana anglisy the name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina. [Richardson 1885]
Ohatra 
1Zokin-tsampy i Fantaka. [Callet: Tantara, takila 587]
2Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [Callet: Tantara, takila 201]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha

2014/11/09