Teny iditra fantara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] kintana mifindra [Rakotosaona 1972]
 Tainkintana
¶ Zavatra mangatsiaka be milatsaka avy eny amin' ny habakabaka
¶ Fanozonan' ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a meteor supposed to fall from the atmosphere and prove fatal to those on whom it descends. Comp. tainkintana. [Richardson 1885]
 a falling star [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay météore, étoile filante [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/03/23