Teny iditra fantaro (fantatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fantarina [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Fantaro amin'izao, Andriamasinavalona! [Rahajarizafy: Kabary, takila 19]
2Fantaro anefa fa tsy izay adala minia mikimpy no hahafoana iry masoandro iry; [Rahajarizafy: Filozofia, takila 146]
Teny nalaina 

2017/07/27