Teny iditra fantina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifidianana, fakana izay tsara: Atao tsara fantina ny voankazo haondrana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay choix, triage [Abinal 1888]
Sampanteny 

2014/09/09