Teny iditra fantohana (fantoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Fantsihana: Nofantohany ilay hazo fisaka
¶ Jerena maharitra: Nofantohany ny sarin' ny reniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be nailed. [Richardson 1885]
 to be nailed; cf. fantsika, hombo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on cloue [Hallanger 1974]
Endriteny 
fantohana
fantohako
fantohanao
fantohany
fantohantsika
fantohanay
fantohanareo
fantohan'
fantohan-
fantoham-
fantoha-
nofantohana
nofantohako
nofantohanao
nofantohany
nofantohantsika
nofantohanay
nofantohanareo
nofantohan'
nofantohan-
nofantoham-
nofantoha-
hofantohana
hofantohako
hofantohanao
hofantohany
hofantohantsika
hofantohanay
hofantohanareo
hofantohan'
hofantohan-
hofantoham-
hofantoha-
fantohy

2010/12/29