Teny iditra fantoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fantsika
¶ Fijerena maharitra. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a nail, a brad, a spike. See fantsika, hombo. [Richardson 1885]
   a nail, a spike [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   clou. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
   clou [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra fantoka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   litigation, accusation in a court of law. (Prov.) See ampanga. [Provincial] [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10