Teny iditra fantsàka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mantsaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fantsàka (tsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo antsakaina: Ny ranom-potaka tsy mba fantsàka [Rajemisa 1985]

2009/02/23