Teny iditra fantsika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vy lavalava kely marani-doha hanakambana [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a nail, a spike. See fantoka, homba. [Richardson 1885]
   a nail [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   clou, état de ce qui est cloué [Abinal 1888]
   clou, pointe [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fantsika
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/02