Teny iditra fantsitsirana (fantsitsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza izay iporitihan' ny ..., itangirihan' ny ...: Nofantsitairan' ny ran' ilay akoho novonoiny Isambilo ka nahatsikaiky ny nahita azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be deluged with water, as from a syringe. [Richardson 1885]
 to be squirted with water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sur qui ou quoi on fait jaillir de l'eau [Hallanger 1974]
Endriteny 
fantsitsirana
fantsitsirako
fantsitsiranao
fantsitsirany
fantsitsirantsika
fantsitsiranay
fantsitsiranareo
fantsitsiran'
fantsitsiran-
fantsitsiram-
fantsitsira-
nofantsitsirana
nofantsitsirako
nofantsitsiranao
nofantsitsirany
nofantsitsirantsika
nofantsitsiranay
nofantsitsiranareo
nofantsitsiran'
nofantsitsiran-
nofantsitsiram-
nofantsitsira-
hofantsitsirana
hofantsitsirako
hofantsitsiranao
hofantsitsirany
hofantsitsirantsika
hofantsitsiranay
hofantsitsiranareo
hofantsitsiran'
hofantsitsiran-
hofantsitsiram-
hofantsitsira-
fantsitsiro

2010/12/29