Teny iditra faohana (faoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Diovina amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Tsy nofaohanao tsara ny fanaka, anaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be wiped [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on essuie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : faohana, faohako, faohanao, faohany, faohantsika, faohanay, faohanareo, faohan', faohan-, faoham-, faoha-
Ny lasa : nofaohana, nofaohako, nofaohanao, nofaohany, nofaohantsika, nofaohanay, nofaohanareo, nofaohan', nofaohan-, nofaoham-, nofaoha-
Ny hoavy : hofaohana, hofaohako, hofaohanao, hofaohany, hofaohantsika, hofaohanay, hofaohanareo, hofaohan', hofaohan-, hofaoham-, hofaoha-
Filaza mandidy : faohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20