Teny iditra | ![]() |
faoka | ||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Famafana zavatra hampahadio na hanamainana azy [Rajemisa 1985] | |||
Famaritana anglisy | wiping [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |||
Famaritana frantsay | action d'essuyer, de rafler [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny | amaohana, famaohana, famaoka, faohana, faohina, fifaohana, fifaoka, ifaohana, mahafaoka, mamaoka, mifaoka, mpamaoka, mpifaoka, voafaoka | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny faoka io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20 |
![]() |