Teny iditra farafara mandeha
Singan-teny farafara ; mandeha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Irony farafara mahazo miforitra raha mandeha, na misy kodiarana kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [mandeha (leha), to go.] A portable bedstead, a camp bedstead. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09