Teny iditra farafarana (farafara)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonio [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be declared beforehand, to be given notice of. [Richardson 1885]
Endriteny 
farafarana
farafarako
farafaranao
farafarany
farafarantsika
farafaranay
farafaranareo
farafaran'
farafaran-
farafaram-
farafara-
nofarafarana
nofarafarako
nofarafaranao
nofarafarany
nofarafarantsika
nofarafaranay
nofarafaranareo
nofarafaran'
nofarafaran-
nofarafaram-
nofarafara-
hofarafarana
hofarafarako
hofarafaranao
hofarafarany
hofarafarantsika
hofarafaranay
hofarafaranareo
hofarafaran'
hofarafaran-
hofarafaram-
hofarafara-
farafarao
Teny nalaina 

2010/12/29