Teny iditra farahaingo
Singan-teny fara ; haingo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Izay heverina ho tsara indrindra amin' ny haingo ka anaovana amin' ny fotoana malaza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25