Teny iditra | faraidina | |
Singan-teny | fara ; idina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | (fara idina) The lowest ranks of the people, the poorest, the wretched.] [1.2] | |
The poorest, the lowest in quality or degree [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le plus pauvre; canaille [1.8] | |
Ohatra | Ny faraidina indrindra hihinana, ary ny mahantra handry fahizay;
[2.996] | |
Fivaditsoratra | andafiria, faraidina, fidariana, ifadirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |