Teny iditra faraka
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy an insect which buries its eggs and even itself in the ground. (Prov.) See fangaraka
¶ izaho tsy faraka mahalevim-batana: I am not a faraka to bury myself [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Tankarana] espèce de guêpe, mouche maçonne, insecte vénimeux. § fangàraka. [David 1952 (takila F)]
Voambolana 

Teny iditra faraka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fandikana frantsay voyez mafaraka [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra faraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy  [Provincial] eager or desirous to see, to hear, or to go [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31