Teny iditra farana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahatapahana, fahavitana, fampitoviana tantana: Tsy tsara farana itỳ tsihy itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the end, a limit [Hallanger 1973]
Sampanteny 
Mpanahaka  farany
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny farana ity (2): Amparambato, Amparambatomalama

Teny iditra farana (fara)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana anglisy to be scraped, to be loosened, as threads at the end of the warp. [Richardson 1885]
Endriteny 
farana
farako
faranao
farany
farantsika
faranay
faranareo
faran'
faran-
faram-
fara-
nofarana
nofarako
nofaranao
nofarany
nofarantsika
nofaranay
nofaranareo
nofaran'
nofaran-
nofaram-
nofara-
hofarana
hofarako
hofaranao
hofarany
hofarantsika
hofaranay
hofaranareo
hofaran'
hofaran-
hofaram-
hofara-
farao

Teny iditra faraña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] misalasala [Rakotosaona 1972]

Teny iditra farana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (le sens général de farana, c'est la fin, la terminaison ; mais en vannerie, c'est l'action de rogner les bouts, tout ce qui dépasse) Scirpus corymbosus L. (Cyperaceae) . Très utilisé en sparterie : nattes, soubika, etc. On s'en sert surtout pour les extrémités, pour la finition des ouvrages parce qu'il est solide, de long usage. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Scirpus corymbosus

Teny iditra Faràna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Paran [Baiboly]
Famaritana frantsay Parân [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Parana
Teny nalaina 

2018/12/03