Teny iditra faranana (farana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Vitaina, taperina, asiana farany: Farano ny resaka fa efa lava loatra
¶ Alana ny romoromo aminy: Tsy nofarananao tsara itỳ boky itỳ?
¶ Ampitoviana tantana: Nofaranany ny nifiny kamahafinaritra ny mijery azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be made even, to have inequalities removed, as the edges of a book, cloth, hair, or boards; to be gathered up at the end, as papers at an examination, etc. [Richardson 1885]
 to be cut off at the end; to be ended; to be limited [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dont on découpe le bout; qu'on termine; qu'on limite [Hallanger 1974]
Endriteny 
faranana
faranako
farananao
faranany
faranantsika
farananay
farananareo
faranan'
faranan-
faranam-
farana-
nofaranana
nofaranako
nofarananao
nofaranany
nofaranantsika
nofarananay
nofarananareo
nofaranan'
nofaranan-
nofaranam-
nofarana-
hofaranana
hofaranako
hofarananao
hofaranany
hofaranantsika
hofarananay
hofarananareo
hofaranan'
hofaranan-
hofaranam-
hofarana-
farano

2010/12/29