Teny iditra farara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaneno tsofina. Fililiotra
¶ Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojinjaina no alain' ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin' ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin' ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "mampisy havandra" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the stalk of certain plants which is made into a small wind instrument like a whistle or flute. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay trompette que les enfants font avec l'écorce ou la feuille de certains arbres, la feuille des arums et d'autres plantes. Mirliton [Abinal 1888 takila 154]
Famaritana frantsay Nom des feuilles qui à l'état jeune sont roulées sur elles-mêmes en une sorte de rouleau et non pliées. Par exemple : fararan-tsaonjo : jeune feuille roulée de saonjo : Colocasia antiquorum Schott (Araceae). fararam-bolotara : jeunes pousses de bambou géant Dendrocalamus sp. (Gramninées). Par extension, sortes de trompettes que les enfants font avec ces pousses. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra Tsy ifandrenesana ny tsotsoka sy ny farara eran' ny tanàna. [Rakotozafy: Ratsimba]

2019/08/17