Teny iditra fararano (fara, rano)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [Richardson 1885]
   the harvest, the harvest season [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   moisson; l'automne [Hallanger 1974]
Voambolana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Fifanahafana   lohataona ~ fahavaratra ~ ririnina

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29