Teny iditra | faratenda | |
Singan-teny | fara ; tenda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny vazana ny fihaonan' ny lalan-drivotra sy ny lalan-kanina [1.1] | |
Vavan'ny fitenenana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Pharynx [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |