Teny iditra faravazana (fara, vazana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vazana farany indrindra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy (fara vazana) The furthest molars. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay dent de sagesse [SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31