Teny iditra faravodilanitra
Singan-teny fara ; vody ; lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (fara vodi-lanitra) The horizon [1.2]
 The horizon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Horizon [1.8]
Ohatra 
1Any an-koatr' irý faravodilanitra iry! [2.499]
2Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. [2.528]
3Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! [2.357]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19