Teny iditra farina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hoarse. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra farina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra farina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy small scurf on the nose. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2012/11/16